Antsa-panahy hankalazana ny fetin'ny Fikambanana Trinitera

20121203_085644

 

Ny Fikambanana Trinitera, OssT,

dia mankalaza ny faha-800 taona nahafatesan'i Md Jean de Matha, mpanorina ny Fikambanana sy faha-400 taona nahafatesan'i Md Jean Baptiste de la Conception, "réformateur".

Ao anatin'izany fankalazana izany indrindra no hanasan'ny Fikambanana Trinitera eto Roma antsika rehetra hiaraka hisaotra an'Andriamanitra sy hidera ny Trinite Masina amin'ny Antsam-panahy izay atolotry ny Tarika Kanto sy Mevan'i Madagasikara (Ka.Me.Ma), ny talata 18 desambra ho avy izao amin'ny 8 ora alina (20h), ao amin'ny fiangonana San Tommaso in Formis, via San Paolo della Croce 10 (Celimontana).

 

Berthieu 196