Jobily volafotsy nataon'i Sr Blandine.

 

Niara-paly, nankalaza sy nisaotra an'Andriamanitra niaraka tamin'i Sr Blandine sy ireo rahavaviny ao amin'ny Fikambanan'ny "Suore del Sacro Cuore" ny Ankohonana omaly 8 desambra 2012 tamin'ny nankalazany ny jobily volafotsy nanokanany tena ho amin'ny fiainan-drelijiozy.

Misaotra azy tamin'izany fifaliana nozarainy izany ary mirary fahasalamana sy tanjaka ho azy hatrany eo ambany fiarovan'ny Tompo  ho entiny manompo Azy amin'ny 25 manaraka.

 

 

Ny sary fahatsiarovana dia efa milahatra ato : Sr Blandine.