Voady mandrakizay nataon'i Sr Nicole, CONSOM.

 

 

Miarahaba manokana an'i Sr Nicole ao amin'ny Fikambanan'ny Suore Ospedaliere della Misericordia, miarahaba azy telo mirahavavy nanao ny voady anoloran'izy ireo tena mandrakizay amin'ny fiainan-drelijiozy. 
Mahavità be ary mahareta hatrany hatrany.

Misaotra antsika ato amin'ny Ankohonana tonga nanotrona azy tamin'izany ary mahafaly ny mizara aminareo ny sary nandritra izay fotoan-dehibe izany ato amin'ito rohy ito : Voady CONSOM.