Teny fanentanana

Alahady faha-3 mandavantaona (B) amin'ny 21 janoary 2024 ho avy izao, izay fantantsika koa hoe "Alahadin'ny Tenin'Andriamanitra". Manentana antsika noho izany ity fankalazana ity mba hamakafaka bebe kokoa hatrany ny hoe "Tenin'Andriamanitra" ary handalina ny fifamatorany amin'ny finoantsika... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Miarahaba antsika rehetra ! Môpera Nicolas no nitarika ny sorona masina ny alahady 28 avrily teo, notronin'ireo pretra tonga tao : môpera Barnabé,... (tohiny)

Vaovao

Na somary tara aza dia miarahaba hatrany an'i Mamisoa sy Rinja, orionista, izay nohosorana ho pretra tany Faratsiho tamin'ny alahady 14 oktobra 2012. Mirary faharetana hatramin'ny farany ary hahavita...Read more
Miarahaba manokana an'i Sr Nicole ao amin'ny Fikambanan'ny Suore Ospedaliere della Misericordia, miarahaba azy telo mirahavavy nanao ny voady anoloran'izy ireo tena mandrakizay amin'ny fiainan-...Read more
I mompera Joseph RABENIRINA, sj, dia mampandre sy mampahafantatra antsika fa ny alatsinainy 10 desambra 2012 ho avy izao no fotoana hiarovany ny asa fikarohana nataony nandritr'ireo fotoana...Read more
Misaotra indrindra an'i Lalatina, pretra sj, nizara ity fifaliana ity, dia ny fanosorana azy ho pretra tamin'ny 25 aogositra 2012. Mba afaka namisavisa ny hafaliambe tany Ambiatibe ny Ankohonana na...Read more
Ny Fikambanan-dr'i masera "Suore del Sacro Cuore" dia faly manasa antsika mianakavy hanotrona sy hiombom-bavaka amin'i : Sr Blandine RAVAOSOLO hankalaza ny faha-25 taona nanaovany ny voady...Read more
I frera Aina RAFALIMANANA , miaraka amin'ny Fikambanana karmelitana eto Italia sy any Madagasikara dia faly manasa antsika rehetra amin'ny VOADY MANDRAKIZAY izay hataon'izy 7 mirahalahy, ny zoma 14...Read more
Mamangy sy mirary soa ho anareo rehetra ao amin'ny Tompo! Tontosa ny fiaraha-mivavaka sy mifaly nananganana an'i Md Jacques Berthieu ho isan'ny Olomasina, Martiry hajaina ato amin'ny Fiangonana, sady...Read more
Am-pifaliana lehibe no hanasan'ny Fikambanan-dr'i Masera Ospedaliere della Misercordia antsika rehetra amin'ny voady mandrakizay hataon' i Sr Nicole José Ravonimboahangy sy ireo rahavaviny anankiroa...Read more
Tamin'ny alahady 23 septambra 2012 teo, nandritry ny Sorona Masina tao amin'ny Ankohonana, no nametrahana an'i mompera Pierre Emile Rakotoarisoa tamin'ny fomba ofisialy, amin'ny maha-pretra...Read more
Faly miarahaba sy mirary soa hatrany an'i Sr Léa sy Sr Marie Alice ao amin'ny Fikambanan'ny Suore Ospedaliere della Misericordia, amin'izao nankalazan'izy mirahavavy izao ny faha-25 taona naha-...Read more