Fanasana fanamasinana ho diakra

Izy fito mirahalahy,

 

Fr RALAIHARO Henri Joseph

Fr RANAIVOARISAONA Henri Désiré

Fr RAFALIMANANA Georgéa

Fr RAKOTOHERISOA Tahina Noël

Fr RAHARIMALALA Livaniaina Harizo

Fr RAKOTONIRINA Yvon Guy Herimanitra

Fr RANARIMANANA Philibert

miaraka amin'ny Fianakaviana Trinitera manontolo any Madagasikara sy eto Italia dia manasa antsika hiombom-po sy hanotrona amin'ny fanamasinana ho diakra azy ireo ny sabotsy 1 septambra 2012 amin'ny 6 ora hariva ao amin'ny  paroasy Santa Maria delle Grazie alle Fornaci, piazza Santa Maria alle Fornaci (akaikin'ny Stazione FS di San Pietro).

 

 

diaconat Trinitaires1 diaconat Trinitaires2