Fanolorantena mandrakizay ataon'ireo masera orsolina

Ny Fianakaviam-ben’ny Masera Orsolina, zanak’i Maria tsy azon-keloka eran-tany, ny Paroasy sy ny distrika ary ny Fianakavian’i :

Sr. M. Roseline RAZANAMARIA

Sr. M. Catherine RASOANDRINA

Sr. M. Denise RANIVOARIMALALA

Sr. M. Lydia Florence RAVOLOLONIAINA

dia faly manasa anareo hiara-midera sy misaotra an’Andriamanitra no sady ho vavolombelon’ny FANOLORAN-TENA MANDRAKIZAY, izay hataon’izy ireo amin’Izy Tompo, ny Asabotsy faha- 8 Septambra 2012, amin’ny 9 ora maraina ao amin’ny Paroasy “Kristy Mpanjaka ” ao Manjakaray - ANTANANARIVO

ursuline1

ursuline2

ursuline3

ursuline4