Fankalazana ny Fetin'ny Fo Masin'i Jesoa niaraka tamin-dr'i Masera Mpanompovavikelin'i Fo masin'i Jesoa.

 

Misaotra ny Fikambanan-dr'i Masera Mpanompovavikelin'ny Fo Masin'i Jesoa nizara ny fifalian'ny Fetin'izy ireo ny zoma 15 jiona niaraka tamin'ny paroasy Masimbavy Elena etsy amin'ny via Casilina.

 

Sary vitsivitsy : ATO.