Voady farany nataon'i Sr Maria Cristina.

 

Miarahaba an'i Sr Maria Cristina tamin'ny Fanolorantena mandrakizay izay nataony tao amin'ny katedralin'i Palestrina ny alahady 8 jolay 2012 teo. Miombom-pifaliana aminy hatrany isika ary mitondra ny firariantsoa sy mitondra am-bavaka amin'ny adidy ho sahaniny.

Ny alahady 15 jolay teo moa izy no tonga niaraka nanolotra Sorona Masina tamin'ny Ankohonana.

 

 

Ny sary fahatsiarovana dia azo jerena ATO.