Voady mandrakizay ataon'i Sr Maria Cristina

Ny Fikambanan-dri Masera "Figlie di Nostra Signora dell'Eucaristia" eny Zagarolo (Palestrina) dia faly manasa antsika hanotrona an'i

Sr Maria Crisitina SOANDROSO sy Sr M Enciya RAMU

amin'ny voady mandrakizay hataon'izy ireo ny alahady 8 jolay 2012 amin'ny 12 ora antoandro.

 

zagarolo1. zagarolo2