Fanosorana ny Otely vaovao ao Triflisco.

 

 

Nankalazaina androany 29 jiona 2012 ny fahafahana manao Sorona Masina indray ao amin'ny eglizy SS Salvatore ao Triflisco, Capua (CE), paroasy izay tantanan'i mompera Paul Bernard, ary notanterahana tamin'izany ny fanosorana ny Otely vaovao. 

Tonga nanotrona sy niara-paly taminy sy ireo ondriny ao an-tanàna ny Ankohonana mirahavavy, Victoire Rasoamanarivo, Roma sy Raphael Louis Rafiringa, Naples.

 

Sary tamin'io fotoana io : Triflisco.