Fanamasinana ho diakra an'i Fr Elie tany Verona.

 

Misaotra ny Tompo tamin'ny nahazoantsika Diakra iray indray tamin'ny 23 jiona 2012 lasa teo tany Verona. Miarahaba indrindra an'i Fr. Elie Rajaonarivony amin'izany fahasoavana izany ary mirary ny soa ho azy haharitra sy hahavita be amin'ny asany ao an-tanimboaloboky ny Tompo.

Misaotra ireo nanotrona azy tany, ary indrindra ho an'i Suzanne izay nizara ireto sary ATO ireto ho antsika