Voady mandrakizay ataon'i Sr Clautilde.

Sr Marie Clautilde RAZANADRASOA sy ireo rahavaviny ao amin'ny Tompo ary ny Fikambanan-dr'i Masera Figlie di Maria Ausiliatrice ao Mornese

dia manasa antsika hanotrona sy hiombom-bavaka amin'izy ireo amin'ny voady mandrakizay hataony

ny alahady 5 aogositra 2012 amin'ny 10 ora antoandro ao amin'ny Santuario Santa Maria Domenica Mazzarello, Mornese.

 

 

scansione0003 scansione0004