Voady mandrakizay ataon'ireo trinitera 7 mirahalahy

Ny Fianakaviamben'ny Trinitera, indrindra ny eto Italie, any Espagne ary any Madagasikara, miaraka amin'ny fianakavian'i :

Fr RALAIHARO Henri Joseph

Fr RANAIVOARISAONA Henri Désiré

Fr RAFALIMANANA Georgéa

Fr RAKOTOHERISOA Tahina Noël

Fr RAHARIMALALA Livaniaina Harizo

Fr RAKOTONIRINA Yvon Guy Herimanitra

Fr RANARIMANANA Philibert

dia faly manasa antsika rehetra hiaraka hiombom-bavaka sy hanotrona azy ireo  mandritra ny voady mandrakizay ataon'izy ireo any Cordoba, (Espagne)  ny alakamisy 19 jolay 2012 amin'ny 8 ora alina.

 

voady liva