Voady mandrakizay ataon'i Fr Faly, ocd

 

I frera Aina RAFALIMANANA, miaraka amin'ny Fikambanana karmelitana eto Italia sy any Madagasikara

dia faly manasa antsika rehetra amin'ny VOADY MANDRAKIZAY izay hataon'izy 7 mirahalahy,

ny zoma 14 Desambra 2012 ho avy izao amin'ny 4 ora sy sasany tolakandro ao amin'ny Lasapely TERESIANUM  (Piazza San Pancrazio 5/a - 00152 Roma Italia).

Manantena ny fanohananareo am-bavaka sy ny fanotronanareo.