Jobily volafotsy nataon'i Sr Lea sy Sr Marie Alice, CONSOM.

 

 

Faly miarahaba sy mirary soa hatrany an'i Sr Léa sy Sr Marie Alice ao amin'ny Fikambanan'ny Suore Ospedaliere della Misericordia, amin'izao nankalazan'izy mirahavavy izao ny faha-25 taona  naha-relijiozy azy ireo tamin'ny 16 septambra 2012 teo. 

Tongava soa amin'ny joblily volamena indray, sy ny jobily diamondra ihany koa, amin'ny nanoloranareo tena hanara-dia azy Tompo sy eo am-panantontosana ny adidy nekenareo e !

 

 

Ny sary fahatsiarovana io fotoana io dia efa milahatra ATO.