Ambiatibe : Fanosorana ho Pretra an'i Fr Lalatina.

 

Misaotra indrindra an'i Lalatina, pretra sj, nizara ity fifaliana ity, dia ny fanosorana azy ho pretra tamin'ny 25 aogositra 2012. Mba afaka namisavisa ny  hafaliambe tany Ambiatibe ny Ankohonana na tsy afaka nanotrona ara-batana aza. 
Dia mirary azy ho Mpisoron'ny Avo mavitrika sy marina ary maharitra tokoa.

 

Ny sary rehetra dia nozaraina ATO.