Fanolorantena mandrakizay ataon'i Sr Nicole José, ConSOM

Am-pifaliana lehibe no hanasan'ny Fikambanan-dr'i Masera Ospedaliere della Misercordia antsika rehetra amin'ny voady mandrakizay hataon' i

Sr Nicole José Ravonimboahangy sy ireo rahavaviny anankiroa ao amin'ny Fikambanana,  

ny alarobia 21 novambra 2012 amin'ny 4 ora tolakandro, ao amin'ny paroasy Santa Caterina da Siena, via Latina 30, Roma

 

scansione0003 scansione0001 scansione0002