Jobily volafotsy ataon'i Sr Blandine, Sacré Coeur

 

Ny Fikambanan-dr'i masera "Suore del Sacro Cuore" dia faly manasa antsika mianakavy hanotrona sy hiombom-bavaka amin'i :

Sr Blandine RAVAOSOLO
hankalaza ny faha-25 taona nanaovany ny voady mandrakizay maha-relijiozy azy,

ny sabotsy 8 desambra 2012 ho avy izao ao amin'ny Istituto Sacro Cuore, via di Val Tellina N°97 (Monteverde  nuovo), amin'ny 5 ora sy sasany hariva (17h 30)

 

Iangaviana isika izay ho avy mba hampandre mialoha raha azo atao, na amin'ny alalan'ny mail : srlydwine@libero.it na tel. 3895894213.