Efa eto anivontsika ny aumonier vaovao.

 

Natolotra anio alahady 13 mai 2012 tamin'ny Ankohonana i Père Pierre Emile RAKOTOARISOA, izay notendren'ny Fivondronamben'ny Eveka any Madagasikara hiadidy sy hiahy ny eglizy katolika malagasy eto Roma sy manerana an'i Italia manontolo. 

Mbola eto ampiandrasana ny ny fankatoavana sy fanendrena amin'ny fomba ofisialy avy amin'ny CEI eto Italia moa isika, izay tompon'ny teny farany, ka rehefa vita izany vao hapetraka amin'ny fomba ofisialy amin'ny maha-aumônier malagasy azy izy.

Miarahaba azy sahady aloha tonga soa indray eto anivontsika - satria efa niaraka tamintsika teto ihany izy telo na efatra taona lasa izay. Ary mitondra azy am-bavaka isika hiatrehany izay andrakitra makadiry nankinina aminy izany.

 

Fanolorana ny aumônier

 

aumonier 007

aumonier 006

aumonier 004