Fandraisana Sakramenta tamin'ny Sabotsy Masina.

 

Ny alin'ny Sabotsy Masina, izany hoe omaly 7 aprily 2012, no nandray ny Sakramenta ireo zanaky ny Ankohonana vitsivitsy. Tao ny nandray ny Sakramentan'ny Batemy, ny Komonio voalohany ary ny Fankaherezana.

Miarahaba ireo nahazo fahasoavana ary mirary azy ireo tsy handraraka ilo an-doha.

Mirary ny rehetra hanao Paka sambatra daholo.

 

Sary fahatsiarovana : ATO.