Hafatry ny Paka sy fisaorana

Isaorana ireo izay nandray ny Finoana
Kristianina an-tsitrapò, manatevin-daharana ny Fiangonana
Fianakavian'Andriamanitra velomin'ny Eokaristia!
Isaorana ireo mpampianatra katesizy!
Isaorana ireo nandray malalaka ny Fankaherezana ny ny Eokaristia (Kominio voalohany)!
Toy
izany koa ny fianakavian'ireo nahazo fahasoavana!
Isaorana
ireo nanentana ny Litorjia sy nandray anjara mavitrika tamin'izany!
Isaorana koa, vodihena tsy miainga
aloha, ny Arseveka Mgr Luis F. Ladaria izay nanaiky hitarika ny Fotoana
nandritry ny Sabotsy Masina alina!
Homba
anareo hatrany anie ny Tompo be indra fò, Ilay efa nampihavana antsika
tao amin'ny Zanany, ilay Nandresy ny ratsy rehetra sy ny fahafatesana.

 

P. Benirina

 

(ny sary rehetra nalaina nandritra io Sabotsy Masina io dia efa  voalahatra ato : Sabotsy Masina)

Sakramenta 2012 086

Sakramenta 2012 042

sabotsy masina