Teny fanentanana

Amin'izao fiomanantsika handeha ho any Lourdes izao, dia tiako ny mamerina etoana ny teny fanokafana na famintinana ny fisehoana izay vakiana amintsika eo am-panombohana ny lamesa isaky ny 11 febroary, andro fankalazana an'i Masina Maria niseho tany Lourdes : "I Masina Maria dia niseho in-18 tamin'... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Miarahaba antsika rehetra indray ! Toy izao indray ny famintinana ny fankalazana ny 21 mai 2023 sy ny zavatra vitsivitsy tsara ho fantatra :... (tohiny)

Vaovao

Ireo namana efatra mirahalahy avy ao amin'ny Fikambanan'ny misionera "scalabriniani" dia faly manasa antsika hanotrona azy ireo sy hitrotro am-bavaka amin'ny voady mandrakizay izay hataon'izy ireo ny...Read more
Mankasitraka tanteraka ireo pretra, ireo relijiozy lahy sy vavy ary ireo lahika izay nifamotoana anio talata 1 novambra ka niondrika teo amin'ny fasan'i mompera Paul Louis Rafanomezantsoa , aumônier...Read more
Mba niova rivotra kely ny Ankohonana ny alahady 30 oktobra ka natao teny Cesano, tao amin'ny eglizin'i Md Sebastien niaraka tamin'ireo vahoakan'ny paroasiny ny lamesa. Avy teo dia niaraka nisakafo...Read more
An-kafaliana no hanasana antsika Malagasy hanotrona ny fanamasinana ho Diakra an' i : Fr Nicolas, Fr Judy, Fr Hermann ary Fr Doudou izay atao ao amin'ny paroasy Santissima Salvatore, Messina, amin'ny...Read more
Izahay ao amin'ny Fikambanan'ny Maseran'ny Fo Masin'i Jesoa ao Ragusa (Sicilia) dia mampandre anareo havana sy tapaka rehetra ao amin'ny Tompo fa nodimandry ny alakamisy 6 oktobra 2011 lasa teo ny...Read more
Alahady 25 septambra 2011, nankalazana ny fetin'ny Olontsambatra Victoire Rasoamanarivo mpiahy ny Ankohonana. Alahady ihany koa nanoloran'ireo pretra roalahy vaovao ny Sorona Masina tamin'ny...Read more
Nomarihina androany 11 septambra ny fanokafana ny taona pastoraly 2011/2012 ho an'ny Ankohonana Raphaël Louis Rafiringa any Naples. Dia mba vita ihany ny ezaka hisolo tena ny avy atý Roma hanotrona...Read more
Faly miarahaba an'i Fr Séraphin, Fr Marcellin ary Fr Daudet nahatontosa ny Fanolorantena mandrakizay natao teto Roma - Chiesa San Tomasso in Formis - anio alahady 4 septambra 2011. Dia tongava soa...Read more
Ny Fianakaviamben'ny Trinitera dia faly manasa antsika hiara-hiombom-bavaka sy hanotrona an'i Fr Séraphin, Marcellin ary Max Daudet amin'ny voady mandrakizay hataon'izy ireo ao amin'ny eglizin'i S...Read more
Manasa antsika izay any an-tanindrazana izy ireo - na ireo monina any na ireo mandalo amin'izao fialan-tsasatra izao - sy antsika rehetra ato amin'ny Ankohonana ihany koa hanotrona sy hiombom-bavaka...Read more