Teny fanentanana

Amin'izao fiomanantsika handeha ho any Lourdes izao, dia tiako ny mamerina etoana ny teny fanokafana na famintinana ny fisehoana izay vakiana amintsika eo am-panombohana ny lamesa isaky ny 11 febroary, andro fankalazana an'i Masina Maria niseho tany Lourdes : "I Masina Maria dia niseho in-18 tamin'... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Miarahaba antsika rehetra ! Mgr Fidélis, evekan’Ambositra, no nitarika ny sorona masina ny alahady 17 mey teo, izay nankalazantsika an’i Jesoa-Kristy... (tohiny)

Vaovao