Teny fanentanana

Mandritra ny sorona masina hotarihin'ny Papa François ao amin'ny basilika San Pietro Vatikana ny sabotsy 29 jiona 2024 izao, dia hisy ny fitsofan-drano sy fanolorana ny "pallium" ho an'ireo arseveka vaovao ; ny pallium izay tandindona lehibe manambara ny andraikitry ny arseveka izay toy ny mpiandry... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Miarahaba antsika rehetra ! Môpera Pascal no nitarika ny sorona masina ny alahady 21 jolay 2024 teo, niaraka tamin’i môpera Eugène. Ny M.D.M.K. no... (tohiny)

Vaovao

Fisaorana feno fankatelemana no atolotra antsika rehetra nitrotro am-bavaka, indrindra ireo tonga nanotrona anay 12 mirahalahy tamin'ny fanamasinana anay ho diakra. Andriamanitra Loharanon'ny soa...Read more
Fisaorana sy fankatelemana no atolotro anareo Komity EKAR nikarakara ny Fitsangatsangana tamin'ny Alatsinain'ny Paka iny, faly sady afa-pò ny rehetra, ary zokin'ny afara iny no sady santatra am-...Read more
Ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina Malagasy eto Italia dia faly mampandre sy manasa antsika Malagasy rehetra eto Italia fa ny fankalazana ny andron'ny 29 mars 1947 dia hotanterahina ny Alahady 27...Read more
I Fr. Lalatina Rasolofonantenaina sy ny Fianakaviamben'ny zezoita dia faly manasa antsika rehetra hanotrona ireo 12 mirahalahy hosorana ho diakra ny talata 26 aprily 2011 amin'ny efatra ora sy sasany...Read more
Hosorana ho Diakra ny namantsika Fr Judicaël Tahiriniaina RAKOTOARIMANGA (ocd), ny sabotsy 5 martsa amin'ny telo ora sy sasany tolakandro ao amin'ny Bazilika San Pancrazio ka manasa antsika rehetra...Read more
Fanolorantena mandrakizay hataon'i Fr Mamisoa sy Fr Rinja ary Fr Sidon, rahalahin'izy ireo avy any Inde, hanasana antsika rehetra amin'ny sabotsy 12 martsa 2011 amin'ny 5 ora hariva any Tortona ,...Read more
Miarahaba antsika rehetra! Ny ankohonana katolika Raphaël-Louis Rafiringa eto Naples dia faly manasa antsika Malagasy rehetra mba ho tonga hiara-paly aminay eto Naples ny alahady 16 janoary zao,...Read more
Manantena ny hanotronantsika maro an'i Fr Judicaël, ocd, hanao voady farany amin'ny talata 14 desambra 2010 ho avy izao.Read more
Isaorana ny tompo fa manomboka mivondrona koa ireo rahalahy sy anabavintsika ao amin'ny Tompo any Napoli ny alahady 28 novambra 2010. Nilamina ny zavatra rehetra natrehan'ny Komity avy aty Roma...Read more
Arahabaina izy mirahavavy ao amin'ny Fikambanana " Maestre Pie Venerini ", dia Sr Marie Razoeliarisoa sy Sr Alphonsine Marie Françoise Rasoavonjiarilalao , izay nahavita ny voady voalohany nandraisan...Read more