Manararaotra ny fandalovany eto Roma hamonjy ny fivorian'ny "Justice et Paix" ny evekan'i Mahajanga, i Mgr Roger Victor, dia tonga nanolotra ny lamesa tao amin'ny Ankohonana anio 15 mey 2011.
Misaotra sy mankasitraka azy tsy nandalo tanà-misy havana fa nivily tokoa nijery ny ondriny amin'ny maha-mpiandry ondry tsara azy.
Sary vitsivitsy fahatsiarovana : ATO.