Fisaorana avy amin'i Fr Lalatina.

 

Fisaorana feno fankatelemana no atolotra antsika rehetra nitrotro am-bavaka, indrindra ireo tonga nanotrona anay 12 mirahalahy tamin'ny fanamasinana anay ho diakra.

Andriamanitra Loharanon'ny soa rehetra anie handrotsaka ny tso-dranony amintsika isan'andro.

Lalatina.

 

Ny sary rehetra dia azo jerena ato : 
- Fanosorana ho Diakra
- Sakafom-pianakaviana