Nodimandry i Sr Florine ao amin'ny Fikambanan-dr'i maseran'i Md Joany Batista

 

 

Amin'ny Finoana sy Fanantenana amin'ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny Rahavavinay Sr. Florine Razanamiandrisoa dia nodimandry androany 27 mai 2011 tamin'ny ora 11.45.

Rahampitso Asabotsy 28 Mai 2011 amin'ny 3 ora hariva no atao veloma farany ao amin'ny

La Chapelle ny Soeurs de Saint Jean Baptiste
Via del Casale di San Pio V n° 1 - 00165 ROMA
Tel 06-6638977

Misaotra anareo miombon'alahelo aminay.