Thèse de Doctorat an'i P. Abdon Rafidison

 

 

Faly mandray tànana sy miarahaba an'i Père Abdon tafita soa amin'ny toerana maha-Docteur en Histoire de l'Église azy anio 23 jiona 2011 teto Roma.

Misaotra indrindra amin'ny anjara biriky entinao ho an'ny Eglizy katolika malagasy amin'ny asa nisasaranao nandritra ny 6 taona, mitondra ny lohahevitra hoe : "L'implantation du catholicisme à Antananarivo dans le contexte socio-politique du XIXème siècle à Madagascar et le rôle des "Laïcs" et de Victoire Rasoamanarivo (1848 - 1894) pour en soutenir la diffusion."

Misaotra ny rehetra ato amin'ny Ankohonana ihany koa nanotrona azy tamin'izao fotoana lehibe izao.

Dia mirary ny soa, miakara amin'ny ambony hatrany ho reharehanay e !

 

Sary vitsivitsy tamin'izany : ATO