Nampidirin'i hanitra ny Mon, 02/06/2025 - 20:44 I mompera Barnabé no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy i mompera Fulgence. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.