Alahady 1 jona, alahady fahafito amin'ny Paka nentanin'ny Ekipa Solida

I mompera Barnabé no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy i mompera Fulgence. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.