Nodimandry ny rain'i P. Joseph Rabenirina

Ho antsika izay afaka dia ny alahady 17 jolay amin'ny 10 ora maraina tsy diso no hanolorako ny Sorona Masina fanaovam-beloma farany an'i Dada, ao amin'ny Chiesa san Macuto, via del Seminario, 120 (Colleggio Bellarmino).
Misaotra sy mankasitraka anareo rehetra izay naneho fiombonana alahelo
sy nitondra ny teny mamy fampiononana ho an'ny fianakaviana ary mirary soa ho anareo.

 

P. Benirina

 

Filazana manjo