Alahady 22 jona, alahady manaraka ny Trinite Masina nentanin'ny ELVIR
Nampidirin'i hanitra ny Sun, 22/06/2025 - 23:51
I mompera Nicolas no nitarika ny Sorona Masina. Ry mompera Fulgence, Barnabé ary i aumônier no niaraka nanolotra izany taminy. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.