Thèse de doctorat an'i P. Tsiory, OSST.

 

Miarahaba manokana an'i P. Tsiory isika, miarahaba ireo Rahalahiny rehetra ao amin'ny Fikambanana Trinitera ary miarahaba ny Eglizy Katolika malagasy fa nahazo Docteur ès Théologie Morale.

Ny lohahevitry ny asa fikarohana notohanany dia "La rédemption comme paradigme éthico-théologique face aux injustices sociales. Apport des Trinitaires pour une détention plus humaine."

 

 

Ny sary tamin'izany dia azo jerena ATO.