Antsam-panahin'ny Fikambanana Marialy.

FANASANA

Amin-kafaliana lehibe tokoa no hanasanay Mpikambana Marialy anareo havana aman-tsakaiza tsy ankanavaka hanotrona ny Antsam-panahy hataonay ny ALAHADY 22 APRILY 2012 amin'ny 3 ora sy sasany tolakandro (15h.30) ho avy izao eny amin'ny Via Ginori 2 Roma
(Istituto Figlie della Divina Provvidenza Elena Bettini), Testaccio - Roma

Natokanay indrindra io fotoana io hitorianay ny hafatra nolazain'i Renin'i Jesoa Zanak'Andriamanitra nanao hoe : " Ataovy izay rehetra holazainy aminareo".(Jo2,5)

Ny fidirana dia malalaka, fa raisinay an-tànan-droa sy hisaoranay an'Andriamanitra izay foinareo mba ho vatsy entinay hanatanterahana ny asa hotontosainay ao anatin'ny Fikambanana.

Manolotra fisaorana mialoha ho anareo izahay.

Ny Fikambanana Marialy ao amin'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo eto Roma

_____________________

INVITO

È una gioia immensa invitarvi tutti, amici, parenti e conoscenti per
“IL CONCERTO DI CANTI AD ISPIRAZIONE MARIANA”,
Organizzato e preparato dal gruppo mariano (Mpikambana Marialy).
Ci vedremo a Testaccio, presso l’Istituto delle Figlie della Divina Provvidenza Elena Bettini in via Ginori, 2 - 00153 Roma
la domenica 22 aprile 2012 alle ore 15.30

Il messaggio che vogliamo lasciare insieme ai canti e le preghiere è la parola stessa di Maria, Madre di Gesù Figlio di Dio: “ Fate quello vi dirà” (Gv2,5)

Ingresso a offerta libera il cui ricavato sarà devoluto all’attività del Gruppo Mariano
Vi ringraziamo in anticipo !

Il Gruppo Mariano presso la Parrocchia Victoire Rasoamanarivo, Roma