Fanamasinana ho Diakra an'i Fr Daudet, trinitera

 

Ny Fianakaviamben'ny Trinitera dia manasa antsika hanotrona sy hiombom-bavaka ny asabotsy 21 janoary 2012 ho avy izao, amin'ny 5 ora sy sasany hariva (17h 30) amin'ny fanamasinana ho Diakra an'i 

Fr. Maximilien Daudet Maherisoa TSIRAHONANDRESY

izay hatao ao amin'ny Chiesa di San Carlino alle Quattro Fontane, Via del Quirinale 23, Roma.