Miarahaba sy mirary soa amin'izao Noely izao.

 

Misaotra ny rehetra tonga niaraka nankalaza ny Sorona Masina lehibe tao amin'ny Ankohonana omaly 25 desambra izay notohizantsika tamin'ny fifanakalozana firariantsoa teo am-pialana hetaheta.

Tonga iray aina amintsika ny Zanak’Andriamanitra mba hanamasina antsika. No Noely ankalazaintsika hahatsapantsika marina tokoa fa mila miray Aina Aminy isika, ka Izy ho ao amintsika, isika ho ao Aminy.

Mirary soa, samia hahatratra ny taona vaovao 2012 efa hitsidika io.

 

Ny sarintsika omaly dia efa milahatra ATO.