Fanasana Fanolorantena mandrakizay ataon'i Fr Mamisoa sy Fr Rinja.

 

Fanolorantena mandrakizay hataon'i Fr Mamisoa sy Fr Rinja ary Fr Sidon, rahalahin'izy ireo avy any Inde, hanasana antsika rehetra amin'ny sabotsy 12 martsa 2011 amin'ny 5 ora hariva any Tortona, Santuario Madonna della Guardia, via Don Sparpaglione 15.