Fanasana Fanosorana ho diakra an'i Fr. Judicael

 

Hosorana ho Diakra ny namantsika Fr Judicaël Tahiriniaina RAKOTOARIMANGA (ocd),  ny sabotsy 5 martsa amin'ny telo ora sy sasany tolakandro ao amin'ny Bazilika San Pancrazio ka manasa antsika rehetra hanotrona sy hiombom-bavaka aminy sy ireo folo mirahalahy miaraka hamasinina aminy.