Fanotronana ny fametrahana ny Papa Léon XIV teo amin'ny Fiketrahana Masina

 

Tsy nisy ny Sorona Masina toy ny isan-kalahady androany fa niray fo sy niaraka nanandram-bavaka ary nanotrona ny fametrahana ny Papa Ray Masina Léon XIV teo amin'ny Fiketrahana Masina, niaraka tamin'ny kristianina eran-tany tonga marobe teny amin'ny Kianjan'i Md Piera ny Ankohonana androany 18 mey.

Mankasitraka anareo rehetra nizara sary teny rehetra teny dia nangonintsika ato smiley