Akon'ny Festa dei Popoli 2010.

 

 

Fisaorana no atolotra antsika rehetra samihafa finoana sy fiaviana, ny amin'ny fiombonana feno tanteraka niara-nankalaza iny fety
iarahana amin'ny samy hafa firenena sy fiaviana iny! Ny Tompo homba antsika lalandava!

Vokatry ny fisarihana tombolà :
Nisy iray nahazo ny antsika Malagasy, dia ny nomerao F0262 koa iangaviana izay manana io tapakila io mba haka ny loka azony,dia ny loka n. 7 izany.

 

P. Joseph Rabenirina.

* Efa ato ireo sary nalaina tamin'izany : Festa dei Popoli 2010.