Nandraisan'i Mgr Tsarahazana ny Pallium

 

Ny Raiamandrenintsika, Mgr Desiré Tsarahazana, Arseveka vaovao miasa ao Toamasina sy ny EKAR Olonts. Victoire Rasoamanarivo eto Roma sy Italia, dia faly misaotra antsika rehetra eram-po eran-tsaina, tonga nanotrona ny Arseveka tamin'ny fandraisany ny Pallium teny amin'ny Bazilikan'i Md Piera ny 29 jiona 2010 lasa teo.
Manolotra vavaka ihany koa sy mirary soa ho anareo rehetra eo ambany fiahian'ny Tompo!

 

P. Joseph Rabenirina.

________________

Ny sary rehetra dia efa milahatra ATO