Famangian'i Mgr Ernesto Mandara tao amin'ny Ankohonana.

 

Omaly alahady 4 jolay 2010 teo dia tonga namangy ny Ankohonana katolika malagasy i Mgr Ernesto Mandara. Io no famangiana voalohany nataon'ny Eveka tompon'andraikitra ato amin'ny Diosezy ho antsika Malagasy hatramin'izay ary faniriany efa hatry ny ela izany. 

Koa mankasitraka ny Ankohonana iray manontolo tonga maro nanotrona ity solontenan'ny Ray Masina ity.

 

Ny sary dia voatahiry ao amin'ny toerana mahazatra : Mgr Mandara tao amin'ny Ankohonana.