(Zarain'i Frera Désiré an-tsoratra amintsika eto ny fanentanana ataony isaky alahady alohan'ny lamesa amin'izao vanim-potoanan'ny karemy izao) Alahady voalohany amin'ny karemy Mahafaly ahy, Frera Désiré Monfortain, ny manolotra teny tsotra mba hifampizarana amin'izao karemy 2023 izao. Manolotra ho... (tohiny)
Teny fanentanana
Vaovaom-piangonana
Nitarika ny sorona masina tamin'ny alahady 26 mars teo i P. Narindra, notronin-dry môpera isany Barnabé, Faly, Etienne, Jocelin, Fidèle. Isaorana... (tohiny)
Vaovao
Misaotra antsika rehetra nanandratra ny anaran'ny Ankohonana sy Madagasikara nandritra ny " Giubileo mariano " teny amin'ny Kianjan'i Md Piera androany 8 oktobra 2016. Mankasitraka fa nanasa ny...Read more
Am-pifaliana tokoa no iarahabana an'i Fr Jean Chrysostome, sdv, nahavita soa ny fanamasinana azy ho diakra androany 29 jiona 2016 teny amin'ny paroasy Santa Felicità e figli martiri eto Roma. "Come...Read more
Vita soa ny fanohanana ny asa fikarohana nataony ka an-karavoana tanteraka no handraisantsika tànana an'i P. Louis Martin, A.A, nisondrotra eo amin'ny laharan'ny "Docteur en Droit Canonique" androany...Read more
"Vita ny alahady 15 mey teo ny fankalazana ny " Festa dei Popoli 2016 ". Miarahaba sy mankasitraka antsika rehetra nanamasaka sy nanomana ary niray fo sy fanahy niombona NIFAMPIZARA SY NIFANDRAY ARY...Read more
Araka ny efa nampitaina ombieny ombieny nandtira ny vaovaom-piangonana dia hanao fihatahana masina isika ny alahady 28 febroary 2016 izao etsy amin'ny toerana fivahinianana etsy Divino Amore. Izany...Read more
Androany 17 janoary 2016 teny amin'ny Vatican ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena natokana ho an'ny Mpifindra-monina sy ny Mpitsoa-ponenana. Somary nanaikitra ny hatsiaka saingy nafana daholo...Read more
Faly miarahaba antsika rehetra havana indray. Indro alefa aminareo ny fanasana ho an'ny fetin'ny ankohonantsika amin'ny alahady 25 oktobra 2015 ho avy izao, araka ny efa voalaza tany am-piangonana...Read more
Misaotra ny Ankohonana nitondra am-bavaka sy tonga maro ihany koa nanotrona ny Fanolorantena mandrakizay nataon'i Sr Marie Bénédicte sy Sr Marie Germaine ao amin'ny Fikambanana Figlie di Nostra...Read more
Son Excellence Mgr Odon Marie Arsène RAZANAKOLONA – Archevêque d’Antananarivo Révérend Père Giuseppe QUIRIGHETTI – Secrétaire à la Nonciature Révérend Père Ludovic RABENANTOANDRO – Vicaire général Sr...Read more
La Famiglia Religiosa Figlie di Nostra Signora al Monte Calvario è lieta di invitarla alla Professione perpetua di: Suor Marie Germaine Razafitsiavahana Suor Marie Bénédicte Razafimbola Suor Maria...Read more