Teny fanentanana

(Zarain'i Frera Désiré an-tsoratra amintsika eto ny fanentanana ataony isaky alahady alohan'ny lamesa amin'izao vanim-potoanan'ny karemy izao) Alahady voalohany amin'ny karemy Mahafaly ahy, Frera Désiré Monfortain, ny manolotra teny tsotra mba hifampizarana amin'izao karemy 2023 izao. Manolotra ho... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Nitarika ny sorona masina tamin'ny alahady 26 mars teo i P. Narindra, notronin-dry môpera isany Barnabé, Faly, Etienne, Jocelin, Fidèle. Isaorana... (tohiny)

Vaovao

Isaorana an’Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara ny fihaonan’ny Malagasy tany Napoli. Ankasitrahana manokana isika rehetra indrindra ireo nandray anjara mavitrika nahatontosana izany. Singanina...Read more
Ny alahady 7 janoary, nankalazana ny Epifania, Fisehoan’ny Tompo amin’ny firenen-drehetra, no niarahana nanolotra ihany koa ny Sorona Masina ho fialan-tsasatry ny fanahin’i Tompokolahy...Read more
Nisy fiovana tamin'ny fotoana farany moa ny fandaharam-potoana ka ny alahady 5 novambra teo vao tanteraka ny fametrahana ny aumônier tamin'ny fomba ofisialy ary notohizana hatrany ho anatin'ny...Read more
Maromaro ny vaovaom-piangonana efa natsidiky ny aumônier vaovao any amin'ny seraserantsika any fa ity no tena tsy faralahin-javatra fa « vody hena hoe tsa minga aloha » : ny alahady 29 oktobra ho avy...Read more
Isaorana lehibe Andriamanitra fa vita soa aman-tsara tamin'ny alatsinainy 2 oktobra teo ny Voady Voalohany nataon'ireo zandry/zanantsika vokasionista 9 mirahavavy tao Pianura, Naples. Mankasitraka...Read more
Isaorana an'Andriamanitra ny faha-50 taona nahatongavan'ny Misionera Redamptorista (CssR) tany Madagasikara. Tao Pagani (Salerno) no natao ny fankalazana. Nanomboka tamin’ny 4 ora sy sasany...Read more
Araka ny efa fantatsika dia handeha hisotro ronono i mompera Pierre Emile, "aumônier" an'ny katolika malagasy atý Italia ka i mompera Athanase Rafanoharantsoa no handimby azy amin'ny fitantanana ny...Read more
Nahavita ny fanolorantenany mandrakizay teto Roma omaly 1 septambra 2017 izy 4 mirahavavy ao amin'ny Fikambanan'i Masindahy Joany Batista. Mandray tànana sy miarahaba azy ireo ny Ankohonana manontolo...Read more
Tontosa soa aman-tsara ny fiaraha-mivavaka sy fitondrana am-bavaka ny Ankohonana amin'izao fiatahana kely ny fiangonana S.Macuto izao, izay hihidy mandritra ny volana aogositra manontolo. Misaotra...Read more
Miarahaba antsika rehetra Araka ny efa nolazaina teto sy naverina tao am-piangonana dia any amin-dry masera Petite Soeurs de Jésus (Tre Fontane) isika no mivavaka amin'ny alahady ho famaranana ny...Read more