Voady voalohany nataon'izy 9 mirahavavy ao amin'ny fikambanana vokasionista any Naples.

 

22243892_10213784717310507_853702070_o

 

Isaorana lehibe Andriamanitra fa vita soa aman-tsara tamin'ny alatsinainy 2 oktobra teo ny Voady Voalohany nataon'ireo zandry/zanantsika vokasionista 9 mirahavavy tao Pianura, Naples.
Mankasitraka antsika rehetra tonga nanotrona sy nitondra am-bavaka azy ireo. Enga anie hitohy hatrany ny firaisankina fa dia tena mahafinaritra tokoa izany mpianakavy mifankatia izany.
Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie homba antsika rehetra. 

Ankohonan'ny Malagasy aty Napoli.

 

Ny sary rehetra dia efa milahatra ao amin'ny : TAHIRINTSARY