Teny fanentanana

(Zarain'i Frera Désiré an-tsoratra amintsika eto ny fanentanana ataony isaky alahady alohan'ny lamesa amin'izao vanim-potoanan'ny karemy izao) Alahady voalohany amin'ny karemy Mahafaly ahy, Frera Désiré Monfortain, ny manolotra teny tsotra mba hifampizarana amin'izao karemy 2023 izao. Manolotra ho... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Nitarika ny sorona masina tamin'ny alahady 26 mars teo i P. Narindra, notronin-dry môpera isany Barnabé, Faly, Etienne, Jocelin, Fidèle. Isaorana... (tohiny)

Vaovao

Mandray tànana an'i Fr. Angelo Hasina, sdv, tamin'ny fahatontosan'ny fanamasinana azy ho Diakra tany Pompeï (NA) ny zoma 30 jiona lasa teo. Hitantana anao hatrany ao anaty Sahany ao anie Izy Tompo...Read more
Soa ny fiarahana, soa ny vita. Manolotra sy mampita ny fankasitrahana izahay Ankohonana aty Napoli tamin'ny nanotronanareo ny fankalazana ny jobily faha-50 taonan 'ny Eglizin'ny Trinite Masina izay...Read more
Na dia tsy hisy stands toa ny mahazatra aza amin'ity taona ity dia misy kosa ny lamesa sy ny sakafo amin'ny Festa dei Popoli. Koa mandray anjara amin'izany isika. Amin'ny lamesa dia mihira ny Tompo ô...Read more
Io izany ny hafatra avy any amin'izy telo mianadahy - i Fr. Omar, Sr. Pierrette, Sr. Liliane - izay niara-nisaotra an'Andriamanitra tamintsika noho ny faha 25 taona naha relijiozy azy ireo omaly. Dia...Read more
Ao anatin'ny fankalazana ny faha 10 taonan'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo eto Roma dia faly manasa antsika rehetra ihany koa Frera ANDRIAMBAHOAKA O. Génao Patrick (fsc) sy Masera...Read more
Amin’izao volana manokana ho an’ny “Firaisan’ny Kristianina” sady ho “Fifampiarahabantsika” amin’izao taona vaovao izao. Dia manainga antsika Malagasy tapaka sy namana rehetra, amin’ny fiombonam-...Read more
Faly mandray tànana an'i mompera Jean Claude Rakotoarisoa isika. Afaka mirehareha ny EKAR malagasy fa nahazo "Docteur en Droit Canonique" iray indray satria dia tontosa anio 21 novambra 2016...Read more
ANKALAZAINA ANIE NY TRINITE MASINA. Ry Rahalahy sy anabavy ao amin'ny Tompo, amin-kafaliana lehibe tokoa no entiko isaorana anareo rehetra tamin'ny fanotronana sy ny vavaka nataonareo nandritra ny “...Read more
Na dia teo aza ny korontana vokatry ny horohoron-tany izay niseho ny marainan'ny alahady 30 oktobra 2016, ka nampiikatso tanteraka nandritra ny ora maro ny Metro dia nisinisy ihany ireo Kristianina...Read more
Araka ny efa natsidika tamintsika sy nohamafisin’ny fivorian’ny komity tamin’ny alahady dia amin’ny alahady 30 oktobra izao no hanaovantsika ny fetim-piangonantsika. Io rahateo no hanombohantsika ny...Read more