Fametraham-pialan'i Mgr Jean Claude amin'ny fitantanany ny diosezin'i Miarinarivo

Neken'ny Papa François tamin'ny 12 jiona 2023 ny fametraham-pialan'i Mgr Jean Claude Randrianarisoa amin'ny fitantanany ny diosezin'i Miarinarivo. Hitantana vonjimaika ny diosezy noho izany i Mgr Fabien Raharilamboniaina. Mitondra am-bavaka ny diosezin'i Miarinarivo !