I Mgr Jean Claude no nitarika ny Sorona Masina niarahany nanolotra tamin'i Mgr Donatien sy ry mompera Gaëtan, Innocent, Nicolas , Claude Rolland, Joslin (sady nitendry ny vatamaroafitsoka) ary i aumônier. Ny Fikambanana Fraternità Malgascia no nanomana sy nanentana ny litorjia.






































