Nampidirin'i rondro ny Fri, 27/11/2026 - 23:24 Sorona Masina fankalazana an'i Kristy Mpanjaka, notarihan'i mompera Thierry ary notrononindr'i mompera Eugène, Toky, aumônier ary i diakra Roch. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.