Fanamasinana ho diakra azy 5 mirahalahy trinitera, tany Teramo
Voady mandrakizay nataon'izy 5 mirahalahy ao amin'ny Fikambanana Trinitera
Alahady 30 jona, alahady faha-13 mandavantaona nentanin'ny Fraternità Malgascia
Fandraisan'i mgr Gustavo Bombin ny Pallium tao amin'ny bazilikan'i Md Piera
Fanolorantena mandrakizay nataon'izy telo mirahavavy ao amin'ny Fikambanana Suore Ospedaliere della Misericordia
Alahady 21 aprily, alahady faha-4 amin'ny Fankalazana ny Paka nentanin'ny MDMK
Alahady 14 aprily, alahady faha-3 amin'ny Paka nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy
Alahady 7 aprily, alahady faharoa amin'ny Fankalazana ny Paka nentanin'ny Ekipa Solida
Alahady 10 martsa, alahady faha-4 amin'ny karemy sady Fihatahana masina iomanana amin'ny Paka
Alahady 3 martsa, alahady faha-3 amin'ny Karemy nentanin'ny Ekipa Solida
Alahady 25 febroary, alahady faharoa amin'ny karemy nentanin'ny ELVIR
Alahady 11 febroary, alahadim-bokatry ny Ankohonana